4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fantatro - Landy

Fantatro fa ianao

Te hiova hafa indray

Ka nanadino foana teo

Ny toky nomenao

Fantatro fa ianao

Efa tofoka sy leo

Ka nitady olon-kafa indray

Mba hiatsampazana



Natakalonao ireo

Akanga tsara soratra

Ny foko manirery

Tsy mba manana atoraka

Ny sisa azo atao

De mipitrapitra irery

Ka ny sento no injao

Mitambesatra mameno fo

Sy mankarary an-doha

Partager fantatro

Commenter fantatro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Landy