4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manaiky aho - Firmin

Tompo o!,tsy haiko ny hangina
fa resinao lahatra
Ho aiza,mahamenatra ahy
ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho ny fitiavanao
Na nahamay ny fitsapana
Manaiky aho fa izay no lalana
Ny amefenao aho isaorako anao
indrindra Tompo

Ref:Nahoana moa ny tsy hankasitraka foana
fa ny fianako dia avy aminao
Nahoana moa tsy hanaiky aho
fa inao no natoy izao ahy
Ekeko tsy hisalasalana
ny hintantanao ahy
Ekeko izany fa ny fahasoavanao
no nahatoy izao ahy

Partager manaiky aho

Commenter manaiky aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Firmin