4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sômadôla - Vahömbey

Tsofitra ny andro
Mamelo-motro
Hiketriky ny ôlo ô!

Tsimandrimandry ny an-tànana
Miambiny fanompoa fandrama

Ny ôlo jiaby mangala nintsy
Niny fôn mandôky
Tsaikin’azy sileona ê!

Tamanimany fôn ny tsaiky ê!
Ampangino môramôra

Korandrana ny an-tànana
Milaminy ny zaka
Finaritry ny ôlo ô!

Misôma dôla fôn ny gôna
Sômasôma, dôladôla...!

Partager sômadôla

Commenter sômadôla

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vahömbey

Suite