4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lanitra - Vahömbey

Rehefa ny lanitra no mainty
Mitatao orana iny
Fahavaratra,raradraratra
Ny oram-baratra manevitevy ny tany
'Zay singan-drery tomany
Mpifankatia tafara-droa ambany tafo trano
Anaty bodofotsy miray fanahy,miray fo
Manorana any ivelany.
Mpifankatia mifankamamy.

'Zany rehetra zany fitia lanitra hatrany
Mitsonika, miray,miara-manafosafo
Lanitra indray.

Partager lanitra

Commenter lanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vahömbey

Suite