4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny tena didy lehibe - Feon' ny Fahazavana Toamasina

Tompo ô isaorana eram-po

fa natambatrao ireto olon-droa

mba ho tokan-trano naorinao

ho lavitry ny jaly hiadana hatrany



Ny tokan-tranon'izy ireo

mba alokalofinao

omeo fara sy dimby ho andry rahatr'izay

taranaka ho soa tsara tso-dranonao Jesoa

taratrin'ny tena Didy Lehibe



Fitiavana sy hafanam-po

no nampiray tokoa izany fo

Maria ô mba tahio ny diany

na ho soa na ho ratsy hifaliany

Partager ny tena didy lehibe

Commenter ny tena didy lehibe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina