4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy - Feon' ny Fahazavana Toamasina



Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy

dia ny fampihavanana

fa andro iray tena mampiombon’aina

amam-panahy amiko.





raiso ka sotroy

indro ny Rako ho famonjena

raiso koa ny mofo

hano mba ho fifanekena.

fa ra sy vatako ity

porofo fa tena tia

antsika tokoa i Kristy.





Fa tena sambatra tokoa izahay

raha mandray ity sakafom-panahy

ka hatsiaro lalandava sanatria koa ny hanadino

ilay fiombonan’aina vao avy aminao.


Partager ataovy izao ho fahatsiarovana ahy

Commenter ataovy izao ho fahatsiarovana ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina