4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Noel medley 2009 - Feon' ny Fahazavana Toamasina

Igny zareo mivady éh ! De i Maria sy i Zozefa ah ! ah!

Mba hitady , izay toerana  mba hiterahan’i Maria an’I Zanak’Andriamanitra

Tsy mba nisy anefa, nanokatra tragno, ka ny fara-kevitra

Ndeha hiteraka an-tragnon’aomby.

Ino ndréaiky zegny vahiny tonga an-tanagna

Ôlo jiaby taitry samby feno hafaliagna

Ino ndréaiky zegny vahiny tonga an-tanagna

Ôlo jiaby taitry samby feno hafaliagna

Alô mba mihira hifaly sy handihy

Hidera ami-mozika ity Mpamonjy ity

Alô mba mihira hifaly sy handihy

Hidera ami-mozika ity Mpamonjy ity.

Izy efa teraka, akô a Betlehema akô ô ! zareo mpiamby ondry

Nizakain’ireo Anjely an-jegny vôlôngany

Kay mifalia ntsika jiaby, f’efa tonga ilay Mesia

Kay ‘ndao ndeha akagny, fa izy ilay Mpanjaka ny tany

Koa mifalia sy mihobia, fa teraka ao ilay Mesia

‘lahy tokany indray nafoiny Emanoela hoe na koa KRISTY

Iééiéééh eh hé!

Ouuouhouhuu

Gloria ouhhou

Aleloia In Exelsice deo

REF: Gloria, Gloria, In excelsis deo

Gloria, Gloria, In excelsis deo

Vignitra ah! Ah! I Heroda, izy koa naregny an’I Jesoa teraka éh

Naripany aby arô ‘reo zaza madinika takô tao Betlehema tao

Vignitra ah! Ah! I Heroda, izy koa naregny an’I Jesoa teraka éh

Naripany aby arô ‘reo zaza madinika takô tao Betlehema tao

Fa I Jesoa ouh! Ouuuh! Efa nentin’I Zozefa nilefa tagn’I Egypta

Mba ho tanteraka izay voalazan’ny Mpaminany hoe:

“Avy any Egypta no hiantsoka an’I Zanako”

Ka indreto ‘zay zandrinao Jesoa manandra-piderana

Manandratra ny feonay misaotra anao

Fa ny fahasoavanao ry Ray, ny Voninahitrao

No naha toy izao anay, Misaotra anao ‘zay ry Ray

Misaotra anao ‘zay ry Ray

Partager noel medley 2009

Commenter noel medley 2009

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina