4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana fitiavana - Feon' ny Fahazavana Toamasina

Fitiavana ,fitiavana

io no didy napetrak’i Jesoa

mampiray ny saina sy ny fon’

ireto olon-droa izay

vonona hifanasoa,



Koa mba ekeo

ombao ny tso-drano

ka tantano sy tsimbino, ô Maria

ireto olon-droa tsy hifanadino



Fa masina raha samy masina

ny voady izay nifanolorana

teto ambony ôtely

santatrin’ny fiainany

nekeny fiangonana, ankatoavin’ izy Ray



Réf..



Koa mahareta, mahorena

toka-trano soa feno fahendrena

ka ho aina tokoa anie no fetra

hoarahin-jaza, arena tsy hanam-petra



Réf...


Partager fitiavana fitiavana

Commenter fitiavana fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina