4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Velona jesosy - Fara Andriamamonjy

Velona Jesosy, resiny ny fahafatesana
Tsy nahatazona Azy
Tsy nahatazona ny fasana
Fa ny Heriny de, Mahagaga tsy takatry ny saina
Velona Jesosy, ary TSY MIOVA omaly anio mandrakizay

ô sokafy ny fo, andrandrao ny maso
Asandrato ny feo, hideràna Azy
Fa Izy Mpanjaka, miahy reo rehetra miasa
Ary koa Mpandresy izay fahavalo ety.

Partager velona jesosy

Commenter velona jesosy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy