4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho tia anao - Fara Andriamamonjy

Fara sy Hery  : Dédicace à tous les futurs mariés



Ho tia anao  amin’ny  foko rehetra

Hiaraka mandrakizay

Ho  tia anao amin’ny hery rehetra

Ho namanao mandrakizay

Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray



Zay nanambatra antsika roa ho iray

Ho tia anao, Ho tia anao aho

Ho tia mandrakizay



Ho tia anao  amin’ny  foko rehetra

Hiaraka mandrakizay

Ho  tia anao amin’ny hery rehetra

Ho namanao mandrakizay

Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray



Tena tsara ,kanto tokoa

Ny fanomezanao, deraina ianao ry Ray

Fitiavana tsy manam-paharo

Ny fifankatiavanay, deraina ianao ry Ray

Hiran’andratra ny anaranao Izahay



Zay nanambatra antsika roa ho iray

Ho tia anao, ho anao zahay

Ho tia mandrakizay

Partager ho tia anao

Commenter ho tia anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy