4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hamafisiko \\\'lay dina - Mialy Rakotomamonjy & Fara Andriamamonjy

Izaho irery sisa no mamisavisa

Mieritreritra Anao

Ny andro koa efa hariva tsy hita izay atao

Manimanina Anao ny foko

Ka misento mitoloko

mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao



Jesoa inona no nataoko Anao

No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao

Ny ato am-poko tsy hangina

Hamafisiko ’lay dina

Hianao irery Tompo ô no fiainako

Partager hamafisiko \\\'lay dina

Commenter hamafisiko \\\'lay dina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mialy Rakotomamonjy & Fara Andriamamonjy