4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aoka hatoky azy - Fara Andriamamonjy

Aoka hatoky Azy ny fonao

Atolory Azy ny fiainanao

F’Izy no hitantana ny ho avinao

’Zay mampanahy anao



Maizina ve ny ampitsonao

Ka tsy fantatrao izay tokony hatao

Aza manary toky

Fa mbola ao Jeso

Mbola ao Jeso tia



Izy Ilay fahazavana hatrizay

Mbola hanazava anao indray

Ianao ‘zay anaty haizina

‘Zay mitady hiainana



Aoka hatoky Azy………..



‘Jeso ‘lay fahazavana hatrizay

Mbola hanazava anao indray

Ianao ‘zay anaty haizina

‘Zay mitady hiainana



Aoka hatoky Azy……….

Partager aoka hatoky azy

Commenter aoka hatoky azy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy