4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy afaka an-doha - Zay

Taona maro lasa izay,tsy nihaonantsika izay
Saingy hatramin'izao aloha,dia mbola tsy afaka ao an-doha

Ireo natao teo aminao,heno foana mihelohelo ao
Asa ianao raha oatra ahy,mbola mahatsiahy

Tsy hoe lafatra daolo,ireo rehetra manontolo
Saingy tsapa fa mitoetra,reo fahatsiarovana rehetra

Ireo natao.............

REF:na ireo vazivazy izay fanaonao
mandalo foana ao antsofiko ao
na ireo adiady izay nandratra ilay fo
mbola reko avokoa,TSY METY AFAKA AO AN-DOHA

Mahatsiaro ka miventso,ireo tsiky sy ireo sento
Fa tsy ho averina intsony,lay tantara efa nikomy

Ireo natao.............

Partager tsy afaka an-doha

Commenter tsy afaka an-doha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite