4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anontanio azy - Zay

Efa ela be mihintsy aho
no tsy mba nahita azy intsony
Tsy nandre mihintsy izay mikasika azy
Fa hatramin'ilay adiady iny
dia mba tsy nifanena intsony
Nefa mino aho f'izy zay metyy efa tony

Izaho aty dia efa te ahita azy ndray
Efa nanadino ireo adiadinay
Fa mba anontanio azy kely
mbola ao ve ilay fitiavana
Fa mba anontanio azy kely
efa adino ve lay namana
Fa mba anontanio azy kely
tsy mety intsony ve lay fiarahana
F'izaho aty mbola te ho tantananao

Partager anontanio azy

Commenter anontanio azy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite