4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy ahy - ZAY

Notazanao ho ahy ireo voninkazo soa
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy

Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho

REF: Ilay fitiavanao hiany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo sentosento toloko
Tsy mila zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ho ahy ny fitiavanao

Dia nosainintsaininao ireo zavatra rehetra
Mety ho tiko sy ahafaly ahy
Dia notadiavinao na dia sarotra hita
Haneonao ny fitiavanao ahy

Partager ampy ahy

Commenter ampy ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZAY

Suite