4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zara - Njakatiana



Zara!

Fantatro ianao!

Zara!

Mazava ny fihetsikao

Zara

Anaty masonao

Hitako fa tia ahy ianao!



Zara!

Lavitra anao zaho

Zara!

Zaho tia anao (zaho aty Tanà)

Zara!

Any ambanivohitra any

Inona moa no hanakana ahy



Ianao ’ty toa

Miahotrahotra

Kanefa izaho tsy mampatahotra

F’izaho sy ianao mety hiaraka ihany

Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)



Omano ny katsaka, mangahazo fa ho avy aho Zara

Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara

Hatramin’ny tanety sy havoana dia antsika ry Zara

K’aleo hitomany eo avokoa izay te handrara.



Zara!

Lavitra anao zaho ...



Lala ô! Lala ô! Lala ô!

Ho avy eo mihitsy



Ianao ’ty toa ..



Omano ny katsaka ...

Partager zara

Commenter zara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite