4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ainagam-po - Njakatiana

(I) Olombelona ianao
Vaary hitempon'ny fo
Hakipio ny masonao
Hisaina indray ireo teo aloha


FIV: Mamy anie izany
Resy ny tomany
Teny mamy hatrany
Safosafo tsy lany
Nankaiza izao izany ?


REF: Nankaiza ilay aingam-po ?
Sy rediredinao taloha
Fa ainao ny mankafy
Hikoloana ilay fitia
Fa tena tia

Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy aiko ny momba anao


(II) Olombelona ianao
Tsy sary vato sanatria
Ka tsy hita intsony ao aminao
'lay fanahy hiriharia


FIV:...

REF:...


(Toky fitaka fa ny hatao no hita)


Partager ainagam-po

Commenter ainagam-po

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana