4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ray roa telo - Tovo j'hay

Iza no sahy mba nilaza
Fa izy irery ihany
No tsara fo indrindra eto an-tany
Ka lasa re laza
Fa mpanome soa, tsara fanahy, tsara fo
Ireo, 're 'zay nifafy namela takaitra
Nefa hono izy tsy mba taitra
Fa efa zatra nihafy
Tsy mba mitaraina, tsy mba reraka ny saina

Mba eto kely any aho raha toa ka sitrakao
Fa tolorako fo feno fitia vaovao

Refrain:

Ataoko hoe 'ray 'ray 'ray sambatra izahay
Lavitry ny tahotra ny fiainanay
Ataoko hoe roa roa roa lafatra tokoa
'Reo faniriako rehetra dia tanteraka avokoa
Ataoko hoe telo telo telo, 'reo tsy ambara telo
Ho ahy rery ihany tsy ho zaraina telo
Efatra efatra efatra 'reo 'zay mavesatra
Mifampizara izay rehetra mitambesatra

Partager ray roa telo

Commenter ray roa telo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite