4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba lazao - Tovo j'hay

Mba lazao aminay (4)
Mba zarao aminay (3)

Toa malomaloka
Tsy haiko fantarina
Fa mangingina foana
Nanjary moana
Toa mitanondrika
Tsy azo resahina
Toy ny olona misaona
Tsy hay hoe nahoana ?
Esory kely aloha ‘zay tsy tiana
Avadiho kely indray ho fifaliana
Fa raha mbola toy izao ny adi-tsaina
Zary voarasarasa, kiana maina

Mba lazao aminay
Mba zarao aminay
Aza dia kombonina am-po
Fa sao dia mahavoa

‘Reo mahafinaritra nefa tsy lavitra
Mety hampifaly fo ataovy avokoa
‘Reo tsara be dia be
Miandry anao foana anie
Aza avela handalo fa kalokalo
Avelao any amin’izay nandratra
Nahatonga ny alahelo tsy omby taratra
Reo ‘zay nanorisory tsy ahitana tory
Mba tsy hampijaly tena
Hodio tsy jerena

Partager mba lazao

Commenter mba lazao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite