4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ravoretra - Samoela

Ao ambadiky ny tranonay maimbo maloto e !
Fririavan'ny makorelina sy jolahimboto
Ny tena mba te hadio re miferin'aine eh !
Vao lalovan'ilay sanana, maimbo ny tanana
Ny mpivarotra fitombenana manao ny ataony
Ny sasany izay miserana eo koa ny mamany.
Ra tsy taizan'ny ray sy reniny.
Hany ka voretra
Fa izy no ho vendrana eo
Fa horaisinay ny fepetra

Ref: Tsy azo anaovana malato eo Zama
            Ny alika no mamany eo

Ao ambadiky ny tranonay maimbo maloto eh!
Fiririavan'ny makorelina sy jiolahimboto
Ny tena mba te hadio re miferin'aina eh!
Vao lalovan'ny sanana, maimbo tanana
Ny mpivarotra fitombenana manao ny ataony
Ao ny sasany izay miserana eo koa ny mamany
Ra tsy taizan'ny ray sy reniny
Hany ka ravoretra
Fa iza no ho vendra eo
Fa ho raisinay ny fepetra

Ref: Tsy azo hanaovana maloto eo Zama
            Ny alika no mamany eo

Ilay kendain'ny angatra io
Io miseho ho mafy loha
Hototaiko amin'ny barre a mine
Fa voretra tsy tia madio
Miseho azy ho mazan-doha
Miseho ho mamalivaly
Hodorako ny hiafarany
Fa ataotaovy ihany

Partager ravoretra

Commenter ravoretra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite