4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vloma ro - Samoela

Ny alina madiva e
Ny masoandro efa iva
Tsaratsara angamba mody
Fa sasa miandry ny any am-bovo
Mora vaky anie Tsiafahy
Ary koa mitete Antanimora
Ka ra vao soarasoara iny e
Tsy fanao ny midoladola
---------------------
ref

Tiako e tiako o
Vloma ro vloma ro
Vloma ro babako e
Vloma ro vloma ro
Vloma ro vloma ro Jean Chrys
Vloma ro vloma ro
Vloma ro neniko o
Vloma ro vloma ro
Marary ny aiko e Jean Chrys
---------------------
Tsy hoe faly handao anao
Fa rabofy kizitina sorena
Hipitrapitra tsy hay fefena hikozy hoe
Aiza i Samoela
Fa iny zaza alika
Raha vao midila tsisy fika
Fa raha tsy py dia masikita
Izy koa tsy sipa dia mozika

Ny alahelo anie
Taratra fitia
Porofo fa ny fon- tsika e
Miara-mifangia
'lay vazo tsika iny hoa
Dia aza adinoina sanatria
Fa raha tsy ao ilay melodia
Dia ny tonony ataovy poezy

Partager vloma ro

Commenter vloma ro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite