4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tandimerina - Samoela

Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa

Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?

Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga

Mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga

Partager tandimerina

Commenter tandimerina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite