4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rapaoly cow boy - Samoela

Ref : Mba tantarao indray hoe izay

        Mba tantarao kely aloha Paoly cow boy

       Ho amboarina ihany ianao rehefa ohatr’izay



Ny nahalalako an-dRapaoly dia mpitantara film, mpitantara VCD

Miainga daholo ny visa A, visa B, visa C, western, dessins animés

Avy ao ambadik’ilay dongona i Paoly dia mitazana mangarangarana,

Tsololom-batita kely dia efa courage daholo ny iray tanàna

Courage na ramose na madama

Courage fa i Paoly mahay mitantara

Kefika indray ny bandy akama refsa mody mikôzy hoe

Rahoviana indray ry Paoly no misy nouveauté



Ref :.........

Nisy fotoana i Paoly dia nanam-bola

Nisy fotoana i Paoly nanana  manager

Nitangorona t@ Paoly avokoa ny sponsor, ny partenaires

Nanjopika izay notazaniny, sipa tsy sipa nisarangotra taminy

Lasa ity, sôsy ity, pôzy ity

Nirongatra avokoa ireto mpakafy



Ref :.........

Misy fetrany ihany nefa ireny rehetra ireny

Antsy kaiky Paoly, any ireny

Ho lasa i Paoly hisosoka i Saoly

Izay ilay cow boy


Partager rapaoly cow boy

Commenter rapaoly cow boy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite