4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Teny kely - Rossy

Teny kely monja,
Kely nefa mafonja,
Tsy tanty tsy holazaina
Fa mila haningotra ny aina ô!
Ilana valiny akia e!
Na ho eny na ho tsia e!
Nefa any aho mba manantena anie
Manantena fanekena.

Tiako ianao,eny, tiako
Ny eo anilanao no iriko
Ka lazao izay hevitrao
Mba ho fantatro eto izao ô!
Hamoizako raha tsy ekenao
Ity foko manantena;
Hifaliako raha sitrakao
Ny faniriko ka lazao!

Teny kely...

Partager teny kely

Commenter teny kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite