4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Volana - RAKOTO

Ho anareo, izay mandray ny lala- mody

tsy mandeha irery, ary tsy kamboty

ny volana manaraka hatrany hatrany



oran’ny jiolahy, ny fodina tsy kilalao

mitranga izy indraindray, eny an-damosinao

ny volana manaraka hatrany hatrany

tsy ho diso lalana moa ianao fa ny volana dia eny ihany

mamirapiratra, manazava ny ety ambany,



wherever you are, there is always be the moon

wherever you go, he will be there, be there soon



efa maizim-pito, ary alim-be

mangingina ary foana ny làlam-be

miseho ny volana eo andrefan’ny làlana kely

diavolana fenomanana milalao fangalam-piery

miaraka amin’ny rahona, miaraka aminao e



ny volana mitazana, manazava ny làlana ary manaraka ny dianao

ny volana mitazana, manazava ny làlana ary manaraka ny dianao



wherever you are, there is always be the moon

wherever you go, he will always be with you



wherever you are, there is always be the moon

wherever you go, he will be there, be there soon



ny volana mitazana, manazava ny làlana

ny volana mitazana, manazava ny làlana



ny volana mitazana, manazava ny làlana

ny volana mitazana, manazava ny làlana



ny volana mitazana, manazava ny làlana

ny volana mitazana, manazava ny làlana



Rakoto

Partager volana

Commenter volana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAKOTO