4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indray andro - RAKOTO

Indray andro anie angamba dia mba mety hitody izay any an-tanàna

nareo niresaka izay mahita fa tena lasa manimanina



-fiainana mitondra ny tanora mahita zava-maro

@ làlana tsy mitovy aby izany

ny ora sy ny andro ny volana sy ny taona

dia misosasosa ihany( 2 fois)



izahay lasa jamba dia efa ela tsy niverina teto an-tanàna

ka mitady tanjona mbà hitantana ity namana



-azafady rey olona raha tsy manahirana anareo

fa tsy hitanay ity lalana aleha

very mantsy izahay eto ampovoan’ny arabe

ka mbà toroy kely in1 mandeha(2 fois)



in1 andro anie angamba dia mety hitody izay tany an-tanàna (4 fois)...








Partager indray andro

Commenter indray andro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAKOTO