4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira O nankaiza - Rossy

O Nankaiza ny valiha ô

Nikarantsana taloha

Mbola mamy mbola fy ô

O natory tsy nifoha



Ny tadiny efa ketraka

Ny kapila tsy eo intsony

Dia eo tsara petraka

Hadinony avokoa ireo hira efa nokaloiny



O Mihirà indray ry valihako

Ampitsahivo eto indray ireo hiranao taloha

Ampitsahivo indray

Ampitsahivo anay

Ny fahendren’ny razanay nalaza fahizay



O Nankaiza ny valiha ô

Nikarantsana taloha

Mbola mamy mbola fy ô

O natory tsy nifoha

Partager o nankaiza

Commenter o nankaiza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite