4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tafahaona - Njakatiana

Izaho mba mitady fitia vaovao

Izaho koa  efa miandry pìmaso avy aminao

Mba manantena mafy ny hiaraka aminao

Ny aty moa vehivavy ka miandry no azo atao



Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia

Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria



Toa be fakam-panahy ny fiainanay ety

Izaho tsy manahy, matoky ilay fitia

Raha sendra ka tomany fa mafy ny nanjo

Ilay fitia hatrany no fanafody soa



Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia

Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria





Njakatiana sy Hanta

Partager tafahaona

Commenter tafahaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite