4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny hira - Solo

Ekeko fa ao ny sary

Afaka hilaza hampahatsiahy

Ekeko fa ao ny teny

Milaza maneho ombeny

Ny tanana mifandray

Taratry ny tsy hita maso

Ny toky tanterahina

Mambara fitiavana



Fa ao ny hira tsy hay soloina

Ampy hilaza samirery

Ny fifaliana na koa tomany

Tandrify ny fiainanao

Satria ny hira dia feo no hiteny

Maneho fitia izay voakobona

Afaka hilaza ny voatahiry

Ny hafatra sy ny alahelo

Partager ny hira

Commenter ny hira

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite