4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na tiana aza (fa) - MR Razafy

Na tiana aza ny hiaraka

Voatery tsy maintsy hisaraka

Na mamy aza ny hitoetra

Ny fotoana manampetra





Koa hifandao tsy hifanadino

No hafatray ka e! vimbino

Ny vetsm-po ao aminay

Dia ny hiverenana eto indry





Ref: Veloma ihany, veloma any ho any

Ny fo sy ny saina no aoka hifandray

Ka ho toa sy holalaina

‘Lay fihaonana eto indray





Ao ny tiana, ao ny tiana

Ao ireo fianakaviana

Tsy hoadino izy ireny

Koa ho masina, hoy ny teny



(Refrain)

Partager na tiana aza (fa)

Commenter na tiana aza (fa)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy