4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sarak'olon-tiana - MR Razafy

Raha toa ka sarak’olon-tiana

Dia aza ariana ny fitokiana

Fa mbola ho avy ny andro hifaliana

Izay no irariana ho feno hamamiana





Ref: Ao ireo very fanahy

Misentosento mangaihay

Fa na lavitra noho nyankaso

Dia akaikin’ny fo fa tsy hitan’ny maso





Raha toa ka tia anao ilay tiana

Dia aza ampijaliana

Na ampahoriana

Tanteraho hatrany ireo dina

Tsy hitomaniana rehefa any aoriana





(Refrain)

Partager sarak'olon-tiana

Commenter sarak'olon-tiana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy