4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toetra tsara - MR Razafy

Ref: Tsy izany sy izany

No mahasarika avy hatrany

Fa toetra tsara ihany

No mendrika eto an-tany





Tsy ny tenanao bikàna

Na tarehy feno hatsraràna

No entinao hisarika

Toy ny voromanidina



Tsy fahaizana ambony

Na tarehy tsy hita intsony

No entinao hihevi-tena

Toa ny  lamba tsy ho lena





(Refrain)



Tsy vola na harena be

Na trano tsara tarehy

No entinao misehoseho

Toa lokanga tsara feo





(Refrain)

Partager toetra tsara

Commenter toetra tsara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy