4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na dia - Black Jack's

(Re) Na de mahantra kely sy mavomavo aho ! Matsiaro sambatra aho fa manana anao ! Sisa tokiko amin’ny mafy mpandavo ! Mpanoro ny atao !

Na de kamboty kely ts’isy antenaina ! Afa tsy ny herin-tsina ho enti-mitady ! Ny ho adiko ny soa mba ilaina ! Ho entina miaina !



Zara nefa isika ra misy ifaliana ! Ny hany sisa havantsika de fahoriana ! Ny olona mihodina tsy misy mijery afa-ts’ianao irery !

Miezaka mitraka nefa hatrany voapepo ! Ianao no sisa tokiko izarako ‘reo sento ! Ny manana tsy ho havan’ireo ory n’aoviana ! K’aleoko mangina !



Na de karazan’ireo mafimafy ady aho ! Mahatsiaro sambatra aho fa manana anao ! Fa na mafy na mora mianjady tsy mba mandao ! Na de mitsimpotsimpona etsy sy eroa no fitadiavan-tsika mandavan-taona ! Na ny ratsy no miseho na ny soa de miaraka foana !

Partager na dia

Commenter na dia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Black Jack's