4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kalasoa - Rossy

kalasoa e e e
dia soa tokoa ooo
fa saingy indrisy fa mazan-doha eee
fa hay métisy iii
manao lohan'anglisy
na dia izany aza nefa dia
i kala soa ihany no tiako be
kalasoa o kalasoa o kalasoa o
tiako ianao
mbola ho avy ilay andro
angalako anao any amin'ny mamanao
kalasoa o kalasoa o kalasoa o
tiako ianao
mbola ho avy ilay andro
angalako anao any amin'ny papanao

kala peta eee
dia kely jejo ooo
madimozely manja kely iii
fa saingy petsam-bava
sy tezitezi-dava aaa
na dia izany aza nefa dia i peta ihany no tiako be
kala peta o kala petao kala peta o
tiako ianao
mbola ho avy ilay andro angalako anao any amin'ny mamanao
kala peta o kala petao kala peta o
tiako ianao
mbola ho avy ilay andro angalako anao any amin'ny papanao

gasikara eee
be sipa tsara eee
fa nefa tara eee
fa lany drala eee
fa mafimafy ady iii
mbola mifampitady
na dia izany aza nefa dia i gasikara no tiako be
gasikara o gasikara o mbola ho avy ilay maraina vaovao
gasikara o gasikara o anandratako ny voninahitrao
gasikara o aza kivy mbola ho avy ilay maraina vaovao
gasikara o gasikara o hanandratako ny voninahitra

Partager kalasoa

Commenter kalasoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite