4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - Rossy

Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra,
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
'Ty rediredin'ny foko kely adalako,
Ampombaiko anao omeo ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra ho anao;
Fa ny alahelo anao be,
Ka lasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiako hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.

Miala-tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;
Miala-tsiny raha mando koa ny tavako,
Mitomany aho, fa ditsoka, tongava soa

Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite