4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikara ii - Telofangady

Gasikara II



Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra

Tiako ianao, lay hany tokana tsy azo afindra

Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety maty

Ny anaranao o o ! vita sary ao anaty



Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra

Tiako ianao, lay hany tokana tsy azo afindra

Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety ho maty

Ny anaranao o o ! vita sary ao anaty



Na iza no te hanao ankaso hanapotika sy te handrava

Ho sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava



Na iza no te hanao ankaso hanapotika sy te handrava

Ho sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava

Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra

Tiako ianao, hany tokana tsy azo afindra

Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety maty

Ny anaranao o o vita sary ao anaty



Ireo lavo teo an-dalampiadina martiora tsarovana hatrany

Ny anaran’izy ireo tsy hadino ny rany hikoriana any ho any

Gasikara o ! Gasikara o !

Gasikara o ! Gasikara o !


Partager gasikara ii

Commenter gasikara ii

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Telofangady