4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manahy aho - Fanja

Manontany tena aho indraindray
Mba mahatsiaro ahy ve ilay
Niriko
Ilay tena tiako
Ilay nambabo ny fo

Izaho mantsy aty tena tia ka manahy aho satria
Lavitra ahy ianao
Tsy itako izay ataonao
Ouh ouh ouh
Mba hilazao vaovao


REFRAIN
Miasa ny saina
Marary ny aina
Tsy tony ny fo
Malaelo
Tsisy intsony ve ny taloha?


Manontany tena aho indraindray
Mbola tia ahy ve ilay
Nofidiko
Ilay tena tiako
Ilay nambabo ny fo

Izaho mantsy aty tena tia ka manahy aho satria
Sao tsy tia ahy tsony ianao
Natakalonao aho
Ouh ouh ouh
Dia narinao ve aho?


REFRAIN

Partager manahy aho

Commenter manahy aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja