4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Herintaona lasa izay - Fanja Andriamanantena

Nahoana moa no nandrasaanao ho ravako

Ilay fitia nisahirananao herintaona lasa izay

Izao ianao vao milaza fa tsy adinonao

Ilay tantarantsika izay niseho toy ny vao anikeho



Ankehitriny anefa,lazaiko anao

Ny lasa tsy hiverina

Be ny fihafiana nataoko noho ianao;

Ampy ahy ny toy izay.

Partager herintaona lasa izay

Commenter herintaona lasa izay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena