4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Matoa - Fanja Andriamanantena

Matoa aho mikalo izao hariva izao,

Ka mamboraka eto ireo rakitra efa tao

Tsy kalo an-tery setra, tsy didy mahafanina

Fa alahelo anao, mikalo fa dia manina.





Matoa aho mikalo, miritsoka mangiana,

Mitendry ity valihako an-takariva sina

Dia tsapako sahady fa ho anao mihintsy

No namoronako azy ho tononkira vitsy

Partager matoa

Commenter matoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena