4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eto amin\'ny tanàna - Parson jacques

ETO AMIN’NY TANANA



Ny eto amin’ny tanàna e

Malaza mafana

Mahasalama e mahatamana

Ireo mandalo e tena mahatsiaro

Mihaino ny mozika e sy ny kalokalo



Vazo e hariva manala azy

Manja e milay oah ry nama

Ireo hariva hiatrika azy

Kanto e tsara ry akama a



Ny eto amin’ny tanàna e

Sarotra ialàna

Na ny tompon-tany e

Sy ny hafa mazàna

Ny eto amin’ny tanàna e

Tsy mba foana ny lalàna

Izay tianao hatao

Tsisy miala fa ao



Tsy mangina ny tany

Variana ianao

Mikoràna e

Mikotaba ny tany

Sondriana ianao

Milalao



Vazo e hariva manala azy

Manja e milay oah ry nama

Ireo hariva hiatrika azy

Kanto e tsara ry akama a

Partager eto amin\'ny tanàna

Commenter eto amin\'ny tanàna

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Parson jacques