4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mety v - Bodo

Mety ve ny mitomany
Noho ny hetraky ny tany
Raha mbola misy koa ny farany
Mety v ny mitaraina
Inona no azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina

Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola misy manotraka


Aza avelanao ho faty toy izao
Ny herim-po izay nanananao
Fa hanam-py anao
Izaho namanao

Partager mety v

Commenter mety v

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite