4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andro noely - Sederah gospel

NY ANDRO NOELY
(Do dia F#)

1. Andro iray manan-daza
Ankalazaina eran-tany
Fety malaza, ny andro noely mamy
Mihoby re ny tontolo
Ravo sady velombolo
Miara mihira, Aleloia

2. Andro iray manan-daza
Ankalazaina eran-tany
Fetin’ny zaza, ny andro noely mamy
Mihoby re ny tontolo
Ravo sady velombolo
Miara mihira, Aleloia

Aleloia, (x4), Andro noely, hihoby ny anjely
Aleloia, (x4), Fety malaza, hihoby ny zaza

Uhmm!!...uhmm!!...uhmm!!...uhmm!...!uhmm!!...
(Isaia, 9:5) “Fa zaza no teraka ho antsika,
Zazalahy no omena antsika;
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
Ary ny anarany dia hatao hoe mahagaga,
Mpanolo-tsaina, Andriamanitra mahery,
Rain’ny Mandrakizay, Andrian’ny fiadanana.”


3. Andro iray manan-daza
Ankalazaina eran-tany
Fety malaza, ny andro noely mamy
Mihoby re ny tontolo
Ravo sady velombolo
Miara mihira, Aleloia

Aleloia, (x4), Andro noely, avia mihobia ireo zay kely
Aleloia, (x4), Andro malaza, fetin’ny zaza

Uhm!!... uhmm!!...Uuuuhhmm!!... Aleloiaaa…

Partager andro noely

Commenter andro noely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sederah gospel