4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indro ny mpanompoko - SEDERAH GOSPEL

INDRO NY MPANOMPOKO
(Do dia E) Loo…lo lo…ohmmm…
(+ Matio, 12:18-20 / Isaia, 42:1-4)
“Indro ny mpanompoko izay nofidiko no sady sitrako tokoa.Efa napetrako tao aminy ny fanahiko;Hamoaka ny fitsipika eo anatrehan’ny jentilisa izy,ambaram-pamoaka rariny ho mpandresy.”

Indro ny mpanompoko izay tantanako
Io ilay finidiko no sady io no sitrako tokoa
fa napetrako tao aminy ny fanahiko
Hamoaka ny fitsipika eo anatrehan’ny
ireo jentilisa,Izy dia
Izy dia tsy hiantsoantso hanandra-peo
(feo feo feo feo feo feo feo feo feo)
Tsy notinampany ilay volotara torotoro
ka tsy ho vonoiny
Ny lahin-jiro manetona re!
Fa izy hamoaka izay tena rariny tokoa [x2]

(Fa iza moa no anarany), Izy anie
(No Jeso), no Jeso
(Eny ny ainy), eny tsy ho reraka na ho kivy izy
(Fa izy no mpamonjinao), Izy no
(Mpamonjy), mpamonjy
(Eny madra-paha), (Aleloia haa!) mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany [x2]

(Fa nomena), (x3)
Maimaimpoana (x3), ny famindram-pony [x10]
“Miderà an’I Jehoavah ry firenena rehetra, Miderà azy ry olona rehetra, Fa lehibe ny famindram-pony amitsika, Ary mandrakizay ny fahamarinan’I Jehovah Aleoia!” La la la…La la la… l’la la la hiiii(23second) …
L’la hiaaaa(6second) …la la la…la la la…
« Miderà an’I Jehovah fa tsara izy, eny mandrakizay ny famindram-pony, mandrakizay ny famindram-pony
Aoka izay matahotra an’I Jehovah hanao hoe mandrakizay ny famindram-pony, mandrakizay ny famindram-pony ;
Jehovah no mandako, mandrakizay ny famindram-pony,
Tsara ny mialoka amin’I Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony,
Tsara ny matoky an’i jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony”.

Partager indro ny mpanompoko

Commenter indro ny mpanompoko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SEDERAH GOSPEL