4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa toy izao - Sederah gospel

FA TOY IZAO… (JAONA, 3:16)
Fa toy izao(x2), fa toy izao no nitiavan’andriamanitra izao tontolo izao
(Humm! Nomeny, nomeny ny zanany lahitokanaMba tsy ho very izay rehetra mino(x3) O! mino mino azy)
Mba tsy ho very izay mino azy, O!mino mino azy (x2)
Fa hanana fiainana mandrakizay

Humm!!humm!!...humm!!...hummm!!humm!!... (Fa hanana(x2), fiainana,fiainana Mandrakizay)(x2)
Fa ha_nana fiainana,hanana fiainana,fiainana mandrakizay.

Oye!oye!izao tontolo izao,izao tontolo izao e!
(Izao tontolo izao, (x2) Izao tontolo izao eh!Izao tontolo izao notiavin’Andriamanitra)
Izao tontolo izao,tontolo izao,izao tontolo izao e!
(Izao tontolo izao, Izao tontolo izao eh!Izao tontolo izao notiavin’Andriamanitra)
Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra,izao tontolo izao;fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra,nomeny ny zanany [x2]

Oh!hoo henoy e!(o! he!henoy),henoy ny feony

(Indro gny ainy,foiny homena anao , hanagnanao,fiaignam-baovao) (x5)
Indro gnainy,foiny homena,hanagnanao e!fiaignam-baovao e!(x2)
Indro gnainy foiny homena anao(hanagnanao fiainam-baovao),vaovao e!
Ry ondry mania,malakilakia ianareo,ka magnantona azy,magnantona azy!(x2)

Fa ela,ela,ela nikatrahavan’I Jesosy gnainao
Fa ela,ela ho aho e!,ela,nikatrahavan’I Jesosy gnainao
Fa ela,ela,ela nikatrahavan’I Jesosy gnainao
(Ela,ela,nikatrahavan’I Jesosy gnainao)(x3)

Hum!humm!(Toriko aminao(x6),toriko aminao gny fitiavany)
Aminao,toriko aminao,aminao(x2),toriko aminao,aminao,aminao gny fitiavany
Aminao(x2), toriko aminao, aminao e!aminao,aminao,aminao gny fitiavany [x2]

(Gny magnantona azy(x6), gny magnantona azy tsy ho laviny)
Uhm magnantona azy,magnantona azy,ny magnantona azy(x4)tsy ho laviny [x2]

(Ka magnantona azy(x6), ka magnantona an’I Jeso kristy)
Magnantona an’I Tompo ianao,hitondra gn’enta mavesatrao
Mba ho madio tsisy tsiny anie,hanagnanao an’I Jeso kristy [x2]

Henoy nareo e!nareo izay reraka am-panahy,magnantona an’I Jesosy
(Henoy(x3), ka magnantona azy,ka magnantona azy)
Ireo osa sy ny reraka,oh !magnantona an’I Kristy
(Mihainoa ianareo, ka magnantona azy,ka magnantona an’I Jeso Kristy)

Satria fa ela, ela,ela nikatravan’I Jesosy gnainao
(Ela,ela,nikatravan’I Jesosy gnainao) [x5]

Sedera JBC

Partager fa toy izao

Commenter fa toy izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sederah gospel