4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zanak'i mama - Suspens

Ho any amin'ny police mama iny e (Fa misy inona e)
Ho any amin'ny police mama iny e (Fa maninina e)
Zanak'i mama tsy ampy taona kitikitian'ialahy foana
Zanak'i mama kely loatra kotikotinao tafahoatra
Ref:
Ka aiza no tsy ho tezitra i mama, sosotra i mama (2x)

Mama mama mama (2x)
pararararara

Dia aza atao fanao tsony rehefa otrzao lesy bainina
Ny any amin'ny violent sy Antanimora anie mahawen
Dia zaza tsy ampy taona ve no amotika ny ho avy
Tsarovy fa i mama io ka tsy misangisangy

Ref:

Partager zanak'i mama

Commenter zanak'i mama

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Suspens