4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sitraka - Rossy

Sitrakao ve
ny andray ny tanako
ifampitantana iarak'amiko (*2)
Hamakivaky iry
lalan-tsarotra eny iry
lalan-tsarotra lalan'ny fitia(*2)

(*2)Raha toa ka tena fitiavana tokoa
fa tsy kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho vonona aho ho namano
Iaraka tsy ifandao hamakivaky fiainana

ref*2:Tsy ny harena be na bika aman-tarehy
no entina mitia "sanatria"
Fa fo anakiro mifanara-doha
Tsy manan-dolom-po
ikambana ho iray
Mandrakizay!!!

Partager sitraka

Commenter sitraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite