4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Samy mamelon-tena - NJATO

Mafy e ! ‘ty fiainana ity

Mila hamono antsika olô ! (mafy e !)

Mafy e ! ‘ty fiainana ity

Mila ahafaty antsika (mafy e !)

Agnao koa ‘te hitsakaraka raha

Tsy mety raha tsy ampy  hery

Ka raha mba te hanao ny mety

Tsy tafa koa fa tsy ampy vôla

(2x)

Fa samy mamelon-tena

Velon-tenan’ny tsy ho faty

Fa samy mamelon-tena (ô ! ô !ô ! ô !)

Velon-tenan’ny tsy ho faty (e ! e ! e ! e !)

(2x)

Mampijaly e ! ‘ty fiainana ity

Mila ahafaty antsika olô (mampijaly e !)

Mampijaly e ! ‘ty fiainana ity

Mila ahakivy antsika (mampijaly e !)

Antegna koa fa tsy manana

Tsisy olo mahatsiaro agnao ô !

Mitavandra havana tsy mety e !

Koa fa tsy ampy vôla

(2x)

Fa samy mamelon-tena

Velon-tenan’ny tsy ho faty

Fa samy mamelon-tena (ô ! ô !ô ! ô !)

Velon-tenan’ny tsy ho faty (e ! e ! e ! e !)

(2x)

E ! igno koa…. Velon-tegna ‘ty kogny tsy môra è !

Agnao mandeha mitady, maraindraigny

Izy koa fa mahita

Hariva agny kogny lany è !

Ai ; manadàry !

Sarotrô mamelo-tena sarotrô !Sarotrô mihaigna am’zôty !  (2x)

Tena marigny

Sarotrô mamelo-tena sarotrô ! Sarotrô mihaigna am’zôty ! (2x)

Sarotrô fiainana ‘ty e !

Sarotrô velon-tena



Fa samy mamelon-tena …….

Partager samy mamelon-tena

Commenter samy mamelon-tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NJATO