4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lay fitia - Njato sy Mino

Indraindray kivy zany fo
Mavesatra ny loha
Eto an-tany moa

Indraindray sarotra ny dia
Alahelo no hit'ety
Fa ts'hiova sanatria

Eo Ianao ry Ray
Zay tia anay, tsy mahafoy anay

Vatolampy tsy miozona
Masoandro tsy milentika
Fefy tsy hay faritana
Fanilo ao anaty haizina
Lay fitia ho anao sy ho ahy

N'aiza n'aiza tsy maha-po
Ratsy avokoa
Tsy misy mahasoa

N'aiza n'aiza misy lalana
Dia feno fandrika
Fa tsy ho sakana

Partager lay fitia

Commenter lay fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njato sy Mino