4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ranomasina - Njakatiana

Ranomasina



Ny Ranomasina, tsy foiko

Mahalalina fitia

Ny taratrao miloko

toa nofy riariha

tsy foiko ianao, tsy foiko ianao, tsy foiko



Ny onjanao mitopa, manako

mameno ty foko efa an’olon’iray

ianao no nahalalako

hitia zay olon’izay

tsy foiko ianao, tsy foiko ianao, tsy foiko...



REFRAIN

ianao tena paradisa

tena hasambarana ianao

tsy haiko ny hitanisa

ny hery hanananao

tsy mety koa ny saina

te hahita anao foana

tsy tsaroana intsony izay fotoana

foana......

hisaorako ilay nahary anao



Ra sendra tara moa, lany hariva

ianao dia manome haingam-po sy fanahy

ny saiko hanefa hiva

f’ianao fahaizana ho ahy

ham-poko ianao, ahy ianao, ahy...



REFRAIN

Partager ranomasina

Commenter ranomasina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite