4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitia - Njakatiana

tsy tsapanao tokoa moa
ny ato anatiko ato
tsy haiko ko,tsy fantatro
fa marary ahy ny ato
ianao efa nitia
ny hafa tapitroatra
malalaka o!

izaho mitia
misento tô m m m
ra fotoana kely
tsy maha eo anao
toa very , malemy
ka tsy hita zay atao
nitady ilay fitia
ho tonga eo no eo
rahavako ô!
f izaho akia misento tô! an an an


(2 fois)
tiko ianao
tiako loatra
ianao no mba fiainako
de adala ve aho
ra toa mitia tahak izao
eny tokoa o o o
f ianao no fanafodiko

ra fotoana kely
tsy maha eo anao
toa very , malemy
ka tsy hita zay atao
nitady ilay fitia
ho tonga eo no eo
rahavako ô!
f izaho akia misento tô! an an an

Partager mitia

Commenter mitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njakatiana

Suite